Teny iditra alan-konko (ala, honko)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   honko no anaran'ilay hazo maniry any amoron-dranomasina andrefana sy atsimo andrefan'i Madagasikara [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   mangrove [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   mangrôvy
Sary  

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/09