Teny iditra alapoie
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Rivotra avy any atsimo atsinanana [Sakalava] [Rajemisa 1985, Ravelojaona: Firaketana]
Voambolana  
Fifanahafana   ambarao ~ ampalo ~ ampela ~ animbaratra ~ anina ~ añindambo ~ añintafara ~ fandohotse ~ radraty ~ rambondanitra ~ raorao ~ rea ~ sikilaonina ~ sobe ~ tadio ~ tafio-drivotra ~ tafiotra ~ tsitoly ~ varatraza ~ variona

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/10