Teny iditra alarivotra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fanalana rivotra tavela anatin'ny fantsona iray mitondra ranoka [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   purge [SLP: Voambolana]

Teny iditra ala rivotra (ala)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Dikanteny anglisy   Used in the following: miala rivotra [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/17