Teny iditra alaro (laro)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ampiasaina hatao laro: Inona, ry nenibe, no alaro ny parakinao? -- Koa inona fa tsy lavenona r' ilay Koto! [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
alaro
alaroko
alaronao
alarony
alarontsika
alaronay
alaronareo
alaron'
alaron-
alarom-
nalaro
nalaroko
nalaronao
nalarony
nalarontsika
nalaronay
nalaronareo
nalaron'
nalaron-
nalarom-
halaro
halaroko
halaronao
halarony
halarontsika
halaronay
halaronareo
halaron'
halaron-
halarom-
alaroy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14