Teny iditra alatsaho (latsaka)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao alatsaka [firaketana]
Ohatra   Alatsaho ireo voankazo ireo [Rajemisa 1985]
Alatsaho amin' io kolejy io ny zanakao fa tsy hanenenanao [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/17