Teny iditra alavirina (lavitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Ohatra Ny fanompoana toy ny zavona : raha alavirina maizina, fa raha akaikezina mazava. [2.558]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : alavirina, alaviriko, alavirinao, alaviriny, alavirintsika, alavirinay, alavirinareo, alavirin', alavirin-, alavirim-, alaviri-
Ny lasa : nalavirina, nalaviriko, nalavirinao, nalaviriny, nalavirintsika, nalavirinay, nalavirinareo, nalavirin', nalavirin-, nalavirim-, nalaviri-
Ny hoavy : halavirina, halaviriko, halavirinao, halaviriny, halavirintsika, halavirinay, halavirinareo, halavirin', halavirin-, halavirim-, halaviri-
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31