Teny iditra | alavitina (lavitra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Ohatra | Ny fihavanana tahaka ny volon-kotona: atonina manalavitra, alavitina manatona.
[2.558] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tsipelina hafa | alavirina | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny alavitina io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |