Teny iditra ala voly (ala)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fihetsiketsehana mba hanalana ny volivoly amin' ny tena vokatry ny havizanana
¶ fandehanana eny ambanivohitra mba haka rivotra [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy  [Richardson 1885]

2009/11/07