Teny iditra ala vonkina (ala)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fanamparana ny fo, ny hatezerana amin' ny hafa, amin' ny naman' ilay namely ny tena noho ny tsy nahazoana namely azy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Same as mikely aina. [Richardson 1885]

2009/11/07