Teny iditra alaza (laza)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   enti-milaza ny zavatra lazaina: inona [...]
¶ torina, ampangaina: Nalazany tamin' n [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a word only used by children and country people for lazaina [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   à dire. [Abinal 1888]
Ny bikany  
alaza
alazako
alazanao
alazany
alazantsika
alazanay
alazanareo
alazan'
alazan-
alazam-
nalaza
nalazako
nalazanao
nalazany
nalazantsika
nalazanay
nalazanareo
nalazan'
nalazan-
nalazam-
halaza
halazako
halazanao
halazany
halazantsika
halazanay
halazanareo
halazan'
halazan-
halazam-
alazao

Teny iditra alaza
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   kary [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny frantsay   animal voisin du fosa, tigré comme lui (au contraire du rangòka), qui est de pelage uni), sans doute de la famille des Viverridés; taille d'un chat (inférieure à celle du fanaloka), queue plus longue que celle du fanaloka [Beaujard 1998]
Voambolana  
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2011/12/28