Teny iditra alazo (lazo)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atao tonga malazo [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
alazo
alazoko
alazonao
alazony
alazontsika
alazonay
alazonareo
alazon'
alazon-
alazom-
nalazo
nalazoko
nalazonao
nalazony
nalazontsika
nalazonay
nalazonareo
nalazon'
nalazon-
nalazom-
halazo
halazoko
halazonao
halazony
halazontsika
halazonay
halazonareo
halazon'
halazon-
halazom-
alazoy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14