Teny iditra alefaso (lefa)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao alefa [firaketana]
Ohatra  
1Alefaso ilay voronkely azonao omaly fa mampalahelo [Rajemisa 1985]
2Alefaso aloha ny babo. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 24]
3Koa raha tsy te ho faty ìalahy dia alefaso io handeha fa manan-tompo. [Rapatsalahy: Kintana, takila 118]
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/30