Teny iditra alefitra (lefitra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Aforitra, atao milefitra: Alefitry ny rivotra ny volotara fa tsy tapaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   à plier, à faire courber; qu'on plie, qu'on courbe: Tsy azoko alefitra ny lohaliko (Je ne puis pas plier le genoux) ~ Alefitry ny rivotra ny volotara, nefa tsy tapaka (Le vent fait courber le roseau, mais ne le casse pas) [Abinal 1888]
Ohatra   Ravina apetraka
apetraho
ravina alefitra
alefero
[Fox: Hainteny, laharana 376]
Ny bikany  
alefitra
alefitro
alefitrao
alefiny
alefitsika
alefitray
alefitrareo
alefitr'
alefi-
alefitry
nalefitra
nalefitro
nalefitrao
nalefiny
nalefitsika
nalefitray
nalefitrareo
nalefitr'
nalefi-
nalefitry
halefitra
halefitro
halefitrao
halefiny
halefitsika
halefitray
halefitrareo
halefitr'
halefi-
halefitry
alefero

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/09