Teny iditra aleha (leha)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny toerana ifindrana an-tongotra
Andehanana: Aiza no halehantsika rahampitso? / Tsy hitako izay nalehany [1.1]
Ohatra 
1Ny sisiny hatrany no aleha. [2.117]
2Izay aleha ity maneno sahona daholo! [2.4]
3Aiza no azon' ireny fianakaviana ireny aleha? [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aleha, alehako, alehanao, alehany, alehantsika, alehanay, alehanareo, alehan', alehan-, aleham-
Ny lasa : naleha, nalehako, nalehanao, nalehany, nalehantsika, nalehanay, nalehanareo, nalehan', nalehan-, naleham-
Ny hoavy : haleha, halehako, halehanao, halehany, halehantsika, halehanay, halehanareo, halehan', halehan-, haleham-
Filaza mandidy : aleho
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20