Teny iditra Aleksandra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Ny azo atao hoe: isan'ny mpitari-tafika ngeza indrindra sady mpanao tetikady mahay indrindra teto an-tany. Teraka tamin'ny 356, maty tamin'ny 323 talohan'i J.K. tany Babilona [tohiny ambany] [Ravelojaona 1937]
Voambolana 
Mpanahaka  Aleksandria
Ohatra Aleksandra mpanjaka, miarahaba an'i Jonatasa rahalahiny. [Baiboly: 20:010:018/Makabeo I 10:18..]
Lahatsoratra 
 

Teny iditra Aleksandra
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Famaritana anglisy Alexander [Baiboly]
Famaritana frantsay Alexandre [Baiboly]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra Aleksandro
Teny nalaina 

2017/07/03