Teny iditra alenteho (lentika)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao alentika [firaketana]
Ohatra  
1Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo [Rajemisa 1985]
2Alenteho ao an-dohanao izany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/17