Teny iditra alentika (lentika)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Asitrika ao anaty rano: Alenteho ao anaty rano ireo hoditra ireo
¶ Ampidirina (ao andoha) ho raikitra tsara: Alenteho ao an-dohanao izany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be sunk, to be submerged [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on submerge, qu'on enfonce, qu'on plonge dans [Hallanger 1974]
Ny bikany  
alentika
alentiko
alentikao
alentiny
alentitsika
alentikay
alentikareo
alentik'
alenti-
nalentika
nalentiko
nalentikao
nalentiny
nalentitsika
nalentikay
nalentikareo
nalentik'
nalenti-
halentika
halentiko
halentikao
halentiny
halentitsika
halentikay
halentikareo
halentik'
halenti-
alenteho

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/17