Teny iditra aleo
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra
Dikanteny anglisy   preferred, preferable. [See leo.] [Richardson 1885]
   it is better that... [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   il vaut mieux, il est préférable [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra   Aleo ho lavitra azy aho! [Profita: Ranary, takila 85]
Marina ny azy : aleo mody! [Randriamamonjy: Ombalahibemaso, takila 109]
Aleo ihany anefa manamboatra. [FOFAFIPE: Haivola, takila 80]
Fantatra fa misy zavatra tsy teliny mihitsy, ka ho aleony maty toa izay hanaiky izany [Rahajarizafy: Kabary, takila 116]
Ny bikany  
aleo
aleoko
aleonao
aleony
aleontsika
aleonay
aleonareo
aleon'
aleon-
aleom-
aleo
aleoko
aleonao
aleony
aleontsika
aleonay
aleonareo
aleon'
aleon-
aleom-
ho aleo
ho aleoko
ho aleonao
ho aleony
ho aleontsika
ho aleonay
ho aleonareo
ho aleon'
ho aleon-
ho aleom-
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/26