Teny iditra aleoko maty (aleo, -ko, faty)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Dikanteny anglisy   I'd rather be dead [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   mieux vaut mourir [Hallanger 1974]

Teny iditra aleokomaty (aleo, -ko, faty)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazana holatra izay torotoroina atao tonga vovoka, dia atao ao anaty rano ka mitsinkafona ary ampiasaina ho fanafody fampandoavana (Ganoderma applanatum) [Rajemisa 1985]
Anarana siantifika   Ganoderma applanatum
Voambolana  

Teny iditra aleokomaty (aleo, -ko, faty)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fahasahiana hanao zavatra fantatra fa mety hitondra loza ho an'ny tena [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/05