Teny iditra alikalika (alika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra alika

Teny iditra alikalika (alika)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Dongadonga, botrabotra (fampiasa amin' ny zazakely) [Rajemisa 1985]

2011/01/09