Teny iditra alika maty (alika, maty)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza zavatra na olona mahasosotra izaitsizy: Andeha mandeha any ilay alika maty itỳ; alika izany! a!ika ilay Rangahy iny k' itỳ!: mba tena mampitolagaga izany! Famantsy na mahay ilay Rangahy iny k' itỳ! [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07