Teny iditra alikisa (alina, isa)
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Be dia be tsy tambo isaina, zavontany: Alikisa ny kintana eny an-danitra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   In immense numbers, innumerable. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23