Teny iditra alimanaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Boky misy ny datin' andro rehetra amin' ny herintaona, fanisana andro [Rajemisa 1985]
   fanisana andro [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   an almanac [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   calendrier [SLP: Voambolana]
Ny fihaviany   Anglisy: almanac.
Fifanahafana   alimananaka

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/17