Teny iditra alinalina (alina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Be dia be tsy tambo isaina, zavontany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Innumerable [1.2, 1.7]
 Thousands upon thousands [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Innombrable [1.3, 1.8]
Tovy hevitra alin-kisa
Ohabolana 

Teny iditra alinalina (alina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy Rather dark, dusky, obscure, murky. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Un peu nuit, obscur [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12