Teny iditra alin-dratsy (alina, ratsy)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   alin' ny andro voalohany amin' ny Fandroana izay odian' ny vady misintaka ao an-tokantrano indray [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2011/01/12