Teny iditra alin' iny (alina, iny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny alin' ny andro resahina na tenenina [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra alin' io andro io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31