Teny iditra alin-taona (alina, taona)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza ny voankazo maharitra hatramin' ny tonon-taona manaraka, na ny voankazo malady masaka, alohan' ny fahataperan' ny teo aloha [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Precocious; premature, as of fruits. [Richardson 1885]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/09