Teny iditra alin-tsara (alina, tsara)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Alina farany amin' ny fankalazana ny hasoavana, izay lanina amin' ny hira sy dihy; miari-tory daholo ny olona rehetra ary fadina ny firaisana ara-nofo [Antambahoaka] [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/17