Teny iditra alo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Manana hevitra iraisana hoe: mpanelanelana na fitaovana enti-manao zavatra tsy mivantana; olona asaina manelanelana amin' ny antokon' olona roa tonta
¶ Fatorana enti-manasaraka ny kofehy alohan' ny hanenomana
¶ Fandoarana ny vary na ny laoka na ny rony avy ao ambilany ho ao anaty lovia
¶ Fanatsobohana ny vary antsotro ao anaty lovia misy ny ro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   a tie used in separating the yarn into hanks previous to its being woven. Aloalo also used [Richardson 1885]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra alo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] famangian-dralehilahy na fofombadiny, famangian-dralehilahy mampirafy ny iray amin'ny vadiny [Rakotosaona 1972]

Teny iditra alo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tevana, fampana. [Rajemisa 1985]
   lohasaha kely ambony toerana [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   [Tankarana] précipice. [David 1952 (takila A)]
Famaritana frantsay   talweg d'altitude [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   lohalo

Teny iditra alo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsileo] tadin-drano, onja [Rakotosaona 1972]

Teny iditra alo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny ilazana karazan' aretin-jaza vitsivitsy: alobotra, alofisaka, alomanehaka [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra alo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazana gidro misy volony mivolom-bolafotsy [Rajemisa 1985]
Voambolana  
Fifanahafana   aiay ~ antima ~ amboanala ~ endrina ~ gidro ~ maky ~ sifaka ~ varika

Teny iditra alo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Betsimisaraka, Sihanaka, Taimoro, Tambahoaka] fanoto [Rakotosaona 1972]
   [Taimoro] Fanoto hazo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   ¶ In the provinces it means a pestle. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   pilon [Rakotosaona 1972]
Voambolana  

Teny iditra alo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Bara] Fifanandroana [Rakotosaona 1972]

2017/03/10