Teny iditra aloalo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tsanganan-kazo fisaka voasokitra atao haingom-pasana any amin' ny foko Mahafaly (ny ahitana azy betsaka dia eo anelanelan' ny ony Onilahy sy ny tanànan' i Beloha) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a grave ornament carved from wood (southwest). [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   ornement de tombeau en bois (sud-ouest). [Hallanger 1974]

Teny iditra aloalo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny fampiasa indrindra amin' ny asan' ny fanenomana: aloalom-poly [Rajemisa 1985]

Teny iditra aloalo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   matoatoa [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   aloka, fanahy [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Teny nalaina  

Teny iditra aloalo
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny anglisy   a fosse, a ditch, a precipice. (Prov.) [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   précipice. [Tankarana] [David 1952 (takila A)]
Fitovian-keviteny   alo

Teny iditra aloalo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ako [Antesaka, Bara] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10