Teny iditra aloalom-poly (aloalo, foly)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ireo fatotra anasarahana ny ira hotenomina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [foly, a hank.] A tie used in separating the hanks of yarn. [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/09