Teny iditra aloalon > aloalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsanganan-kazo fisaka voasokitra atao haingom-pasana any amin' ny foko Mahafaly (ny ahitana azy betsaka dia eo anelanelan' ny ony Onilahy sy ny tanànan' i Beloha) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A grave ornament carved from wood (southwest). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ornement de tombeau en bois (sud-ouest). [1.8]
Ohatra Nony maty anefa Rasomotrarindrano, dia nantsoina ny vahoakan'i Vohimena (izay noheverina fa efa lovan'Andrianantara II) mba hanao levenana (fanaovana aloalo sy vatomasina), kanefa nandà i Vohimena. [2.508]
Kamban-teny 

Teny iditra aloalon > aloalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny fampiasa indrindra amin' ny asan' ny fanenomana: aloalom-poly [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra aloalon > aloalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Matoatoa [1.78]
  [Sihanaka] Aloka, fanahy [1.78]
Ohabolana 

Teny iditra aloalon > aloalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A fosse, a ditch, a precipice. (Prov.) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Précipice. [1.19]
Tovy hevitra alo

Teny iditra aloalon > aloalo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Taisaka] Ako [1.78]

Fivaditsoratra 