Teny iditra aloalon-tany aman-danitra
Singan-teny aloalo ; tany ; amana ; lanitra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny nilazan' ny Ntaolo ny razana izay noheveriny ho mpanelanelana amin' Andriamanitra sy ny olombelona, na ireo mpanelanelana amin' Andriana sy ny vahoaka (jereo alo) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/22