Teny iditra aloditra (loditra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mandambolambo [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   ce dont on se sert pour polir, rendre fin, beau, magnifique [Abinal 1888]
Ohatra   Nisy langilangy iray efa nentiny, io no naloditra tamin' ny vato ny lohany, ary ny feta azo tamin' izany no nahosotra ilay faritra mivonto. [Andraina: Mitaraina, takila 92]
Ny bikany  
aloditra
aloditro
aloditrao
alodiny
aloditsika
aloditray
aloditrareo
aloditr'
alodi-
aloditry
naloditra
naloditro
naloditrao
nalodiny
naloditsika
naloditray
naloditrareo
naloditr'
nalodi-
naloditry
haloditra
haloditro
haloditrao
halodiny
haloditsika
haloditray
haloditrareo
haloditr'
halodi-
haloditry
alodiro

Teny iditra aloditra
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   ranitina [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/09