Teny iditra aloiloy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a gnat, a small fly. [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   moucheron. [Hallanger 1974]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   aloy

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23