Teny iditra alokely
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Vary vitsivitsy (raha maro izy dia atao hoe alobe) maningana masaka alohan' ny namany rehetra eo am-paniriana eny an-tanimbary. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Quelques épis mûrs avant les autres dans un champ de riz de mauvaise venue [Abinal 1888]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Fifanahafana   alobe

Nohavaozina tamin' ny 2017/01/12