Teny iditra aloko (loko)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mandoko; ampiasaina mba handokoana [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
aloko
alokoko
alokonao
alokony
alokontsika
alokonay
alokonareo
alokon'
alokon-
alokom-
naloko
nalokoko
nalokonao
nalokony
nalokontsika
nalokonay
nalokonareo
nalokon'
nalokon-
nalokom-
haloko
halokoko
halokonao
halokony
halokontsika
halokonay
halokonareo
halokon'
halokon-
halokom-
alokoy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14