Teny iditra alona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan' onja madinika izay hita soritra [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a wave, a billow. See onja. [Mal. alun; Port Moresby alu, a current.] [Richardson 1885]
   a wave, a billow [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   vague, flot [Abinal 1888, Hallanger 1974]
   ondulation, houle [Abinal 1888]
Ohatra   Tsy nihetsika ny rano, tsy nisy alona nitopa akory. [Rahajarizafy: Kabary, takila 64]
Sampanteny  

Teny iditra alona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Enti-milaza alahelo noho ny soa azon' ny [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   envy, jealousy. The relative fialonana is more commonly used. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   jalousie, envie, opposition au bien du prochain [Abinal 1888]
Voambolana  
Sampanteny  

Teny iditra alòna (lona)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Aroboka ao anaty rano: Alòna ao anat [...]
¶ Apetraka ela: Aza alòna ela ioatra a [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be steeped, to be soaked [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on met à tremper, qu'on trempe (dans un liquide) [Hallanger 1974]
Ny bikany  
alona
alonako
alonanao
alonany
alonantsika
alonanay
alonanareo
alon'
alonan-
alonam-
nalona
nalonako
nalonanao
nalonany
nalonantsika
nalonanay
nalonanareo
nalonan'
nalonan-
nalonam-
halona
halonako
halonanao
halonany
halonantsika
halonanay
halonanareo
halonan'
halonan-
halonam-
alony

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/01