Teny iditra alonina (alona)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ananan' ny sasany alahelo noho ny soa azony na ananany: Nalonin' ny namako aho tamin' ny laharana ambony azoko tamin' ny fanadinana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be envied [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on jalouse [Hallanger 1974]
Ny bikany  
alonina
aloniko
aloninao
aloniny
alonintsika
aloninay
aloninareo
alonin'
alonin-
alonim-
aloni-
nalonina
naloniko
naloninao
naloniny
nalonintsika
naloninay
naloninareo
nalonin'
nalonin-
nalonim-
naloni-
halonina
haloniko
haloninao
haloniny
halonintsika
haloninay
haloninareo
halonin'
halonin-
halonim-
haloni-
alony

Teny iditra aloñina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fialan-tsasatra [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/04