Teny iditra alotsaka (lotsaka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Atsoboka, asitrika ao anaty rano [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
alotsaka
alotsako
alotsakao
alotsany
alotsatsika
alotsakay
alotsakareo
alotsak'
alotsa-
nalotsaka
nalotsako
nalotsakao
nalotsany
nalotsatsika
nalotsakay
nalotsakareo
nalotsak'
nalotsa-
halotsaka
halotsako
halotsakao
halotsany
halotsatsika
halotsakay
halotsakareo
halotsak'
halotsa-
alotsafa

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14