Teny iditra alovo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Trondron-dranomasina tsara nofo matsiro, mahatratra 50 sm ny halavan' ny vatany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Tankarana] nom d'un poisson, vieille. [David 1952 (takila A)]
Famaritana malagasy  [Betsimisaraka] antitra (hazandrano) [Rakotosaona 1972]
Voambolana 

2017/03/10