Teny iditra alozoka (lozoka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Asaina ilofosana, iezahana [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
alozoka
alozoko
alozokao
alozony
alozotsika
alozokay
alozokareo
alozok'
alozo-
nalozoka
nalozoko
nalozokao
nalozony
nalozotsika
nalozokay
nalozokareo
nalozok'
nalozo-
halozoka
halozoko
halozokao
halozony
halozotsika
halozokay
halozokareo
halozok'
halozo-
alozohy

Teny iditra alozoka (lozoka)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Enti-milaza ny hazo anaovana lozoka: Hazo boribory sady mafy tsara halozoka itỳ [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
alozoka
alozoko
alozokao
alozony
alozotsika
alozokay
alozokareo
alozok'
alozo-
nalozoka
nalozoko
nalozokao
nalozony
nalozotsika
nalozokay
nalozokareo
nalozok'
nalozo-
halozoka
halozoko
halozokao
halozony
halozotsika
halozokay
halozokareo
halozok'
halozo-
alozohy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14