Teny iditra amalomalandy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan' amalona fotsy na mavomavo ny kibony ka izany no nahatonga ny anarany hoe amalomalandy; nefa noho izy mandray ny volon' ny toerana misy azy, dia mety haka ny volom-potaka koa izy, ka io no nahazoany ilay anarana faharoa
¶ (Halavany: 80 sm eo ho eo; habeny: ohatra ny sandry) [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23