Teny iditra amalombandana (amalona, vandana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan' amalona lehibe mety mahatratra 1,5 m. ny halavany ary ohatra ny fe ny habeny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy [vandana, striped.] Name of a species of eel. [Richardson 1885]
Voambolana 

2009/02/23