Teny iditra amalona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazana hazandrano lavalava vatana malamalama, izay tsara hena fatratra. Ny amalona dia mety hahatratra 70 sm ny halavany; tsy azo hazaina izy raha mbola latsaka ny 30 sm. Ny amalona dia midina any andranomasina rehefa hanatody [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an eel. [Mal. malany(?).] [Richardson 1885]
   an eel [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   anguille [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra   olo-matanjaka izany, mpaka amalona, mpaka akanga, mpaka tsipoy, mpaka orana. [Callet: Tantara]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny amalona itý (2): Beamalona, Maroamalona

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/22