Teny iditra amandreny (amana, reny)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ray aman-dreny [3.1]
Ohatra  
1Mahatoky ny ray aman-dreniny. [Ravelomanana: Lalana]
2Dia nisaotra ny ray amandren'ny Mpanjaka. [Cohen-Bessy: Rakotovao]
3Ary inona moa no manakana anareo tsy hamangy ny ray aman-dreninareo? [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
4Koa tsy misorona amy nareo izahay hoy izy, fa ray amandreny hianareo, ka mila fanampiana izahay. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 312]
Ny bikany  
amandreny
aman-dreny
amandreniko
aman-dreniko
amandreninao
aman-dreninao
amandreniny
aman-dreniny
amandrenintsika
aman-drenintsika
amandreninay
aman-dreninay
amandreninareo
aman-dreninareo
amandrenin'
aman-drenin'
amandrenin-
aman-drenin-
amandrenim-
aman-drenim-

Nohavaozina tamin' ny 2017/07/18