Teny iditra amangiana (vangy)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Endriteny 
amangiana
amangiako
amangianao
amangiany
amangiantsika
amangianay
amangianareo
amangian'
amangian-
amangiam-
amangia-
namangiana
namangiako
namangianao
namangiany
namangiantsika
namangianay
namangianareo
namangian'
namangian-
namangiam-
namangia-
hamangiana
hamangiako
hamangianao
hamangiany
hamangiantsika
hamangianay
hamangianareo
hamangian'
hamangian-
hamangiam-
hamangia-
amangio
Ohatra 
1Fanimpiriny izao no namangianao ny Dadatoanao marary? [Rajemisa 1985]
2tsy namangiako anao fahireny [Fox: Hainteny, laharana 63]
3ka tsy havelany hisy vato mifanongoa eo aminao, ho valin'ny tsy nahafantaranao ny andro namangiana anao. [Baiboly: 49:019:044/Lioka 19:44..]

2013/04/16