Teny iditra amaranana (farana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra 
1Latsabato avokoa no amaranana ny adihevitra. [2.332]
2Ny 15 aprily no tsy maintsy amaranana tanteraka ny lisitry ny mpifidy. [2.114]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : amaranana, amaranako, amarananao, amaranany, amaranantsika, amarananay, amarananareo, amaranan', amaranan-, amaranam-, amarana-
Ny lasa : namaranana, namaranako, namarananao, namaranany, namaranantsika, namarananay, namarananareo, namaranan', namaranan-, namaranam-, namarana-
Ny hoavy : hamaranana, hamaranako, hamarananao, hamaranany, hamaranantsika, hamarananay, hamarananareo, hamaranan', hamaranan-, hamaranam-, hamarana-
Filaza mandidy : amarano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20