Teny iditra ambadik' Imanareza
Singan-teny ambadika ; Imanareza
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Jereo ambadiky Imanareza [1.1]
Ohatra 
1Ny tany ambadikin' i Manareza no resahan'ialahy! [2.944]
2Dia nanakoako iny kabary tany ambadik'i Manareza iny, orimbato makadiry. [2.298]
3sy Rasoherimanjaka izao, ambadikimanareza izany, ka raha misy manetsika izany, indrindra ka manetsika ny teny vita amin' izao anjakako izao, dia sazina ariary 100 [1.123]
4Ireny rehetra ireny dia efa nalevina in-jato mandifotr' olona, nariana any ambadik' i Manareza, ary lasa any amin' ny tany maizina. [2.346]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27