Teny iditra ambadiky Imanareza
Singan-teny ambadika ; Imanareza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy [ tany ambadik' Imanareza ] Enti-milaza zavatra nitranga efa ela dia ela ka tsy hita izay hiraharahana azy intsony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ ambadik' Imanareza ] Convention ancienne, règlement de vieille date qu'il faut suivre [1.3]
Ohatra 
1any ambadik'i Manareza, izany hoe raharaha efa ela tsy hetsehina intsony. [2.298]
2Noho izany dia ataon' ny olona sasany ho farasisa tavela avy tamin' ny fanompoana andriamanitra maro tany ambadik' Imanareza izy [1.38]
3Koa amin-dRazakalambo Mpanefy sy Ratavy, dia resy, famanetsikia ny teny vita, ambadiky Imanareza, koa dia atao gadralava mandrapahafatiny aterina any Antsirabe. [2.784]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/30